1 results found for: “Yale_school_of_management”.

Request time (Page generated in 0.2531 seconds.)

Fianarana ny fanatontoloana

Machine Harvard Business School. http://www.hbs.edu/global/, Accessed September 8th 2009 Yale Business School. http://mba.yale.edu/MBA/curriculum/core/international...

Last Update: 2024-05-18T16:11:26Z Word Count : 3081

View Rich Text Page View Plain Text Page

Main result

Fianarana ny fanatontoloana

Ny fianarana ny fanatontoloana dia fianarana ambaratonga ambony mikasika ny pôlitika, toekarena, ny tontolo iainana ary ny fifandraisana ara-kolontsaina izay misy fiantraikany amin’ izao tontolo izao. Ny fianarana ny fanatontoloana dia mahakasika sehatra isan-karazany toy ny fifandraisan’ ny tsena, ny fifamoivoizan’ ny entana, ny fifandraisana maneran-tany sy ny fanjifiana, ny mpitsoa-ponenana, ny mpifindra monina ary ny fifamoivoizan’ ny olona maneran-tany . Tafiditra ao anatin’ ny fianarana ny fanatontoloana ihany koa ny fifandraisana ivelan’ ny firenena sy ny an-toerana satria miresaka mikasika ny fiovana an-kapobeny izy. Ny fandrantoana ny fianarana ny fanatontoloana dia ahitana ihany koa asa fikarohana eny ifotony na amin’ ny taranja manokana izay mahaliana. Ny fianarana ny fanatontoloana dia mety ahitana ny fianarana na ny fanabeazana mikasika ny firaisam-pirenena. Ny fianarana momba ny firaisam-pirenena dia mifantoka kokoa amin’ ny fifandraisana misy amin’ ny sisin-tany sy ny anatiny, izay lafiny hafa isehoan’ ny fianarana mikasika an’ izao tontolo izao. Toy izany ihany koa, ny fanabezana mikasika ny firaisam-pirenena dia mifandraika bebe kokoa amin' ny fampandrosoana ny fanabeazana mikasika ny fifandraisan’ ny firenena sy ny andrim-panjakana eo amin’ ny lafiny iraisam-pirenena. Amin' ireo tranga roa ireo, ny hevitry ny teny "firenena" dia mivelatra kokoa, ny fianarana mikasika izao tontolo izao dia manana sehatra malalaka kokoa, manomboka amin’ ny eo an-toerana hatramin’ ny maneran-tany.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search