Tsy afangaro amin'ny Tweeter Endrika:Infobox Orinasa Twitter dia fitaovana afahana manao microblogage, tantanan'ny orinasa Twitter Inc. Izy dia afahan'ny mpampiasa mandefa hafatra fohy maimaimpoana, antsoina hoe tweets (« gazouillis »), amin'ny alalan'ny internet, na messagerie instantanée na koa SMS. Ireo hafatra ireo dia voafetra ho 14 lohalo. Twitter dia noforonona ny 21 martsa 2006 izay notontosain'i Jack Dorsey, Evan Williams, Biz Stone ary Noah Glass, naseho ampahibemaso ny volana jolay tamin'io taona io ihany. Vetivety ihany ilay tranokala dia nalaza, izay nanambatra mampiasa hatramin'ny 500 tapitrisa maneran-tany ny febroary 2012, mpampiasa 200 tapitrisa eo no eo dia mampiasa Twitter in-dray fara-fahakeliny ao anatin'ny iray volana. Ny fohiben'ny Twitter Inc. ao États-Unis, San Francisco. L'entreprise dispose de bureaux supplémentaires et de serveurs informatiques à New York.
© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search