Adventisma

I William Miller

Ny adventisma na advantisma dia hetsika ara-pinoana kristiana milenarista nanomboka tamin' ny taonjato faha-19 tamin' ny fotoana nampiroborobo ny Fifohazam-panahy lehibe faharoa tao Etazonia izay mampianatra momba ny Fiavian' i Jesoa Kristy fanindroany izay hiseho tsy ho ela amin' ny andro farany. Sampan' ny prôtestantisma ny adventisma ka ny tena be mpanaraka indrindra dia ny Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search