Arivo taona (kristianisma)

Ny arivo taona na fanjakana arivo taona dia ilazana ny faharetan'ny fanjakan'i Jesosy Kristy eto an-tany aorian'ny niakarany any an-danitra araka ny Apokalipsy ao amin'ny Baiboly. Izany fanjakana arivo taona izany dia resahina ao amin'ny toko faha-20 ao amin'ny Bokin'ny Apokalipsy. Samy manana ny fivosany izany arivo taona izany ny mpanao heviteny sy ny antokom-pinoana kristiana tsirairay ka ao ireo mandray izany ara-bakiteny, izay atao hoe milenarista, ary ao koa ireo mandray izany amin'ny heviny am-panoharana, izay atao hoe amilenarista.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search