Artakserksesy

Artakerksesy dia anarana nampitondraina ireo mpajaka lehibe persiana tao amin' ny fianakavia-mpajaka akemenida. Atao hoe Ἀρταξέρξης / Artaksérksês io anarana io amin' ny teny grika, izay avy amin' ny anarana amin' ny teny persiana tranainy hoe Artaxšacā (amin' ny teny persana: اردشیر یکم / Ardeshir). Ho an' ny Egiptiana dia manondro ireo farao tamin' ny dinastia faha-27 sy faha-31 izany. Ireto avy ireo Artakserksesy ireo:


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search