Ateisma

Ny ateisma dia ny tsy fananana ny finoana na ny fandavana ny finoana ny fisian' ny andriamanitra na Andriamanitra izay mety hiseho eo amin' ny lafiny filôzôfika na ara-piarahamonina na ara-pôlitika. Mifanohitra amin' ny teisma (finoana ny fisian' ny andriamanitra na Andriamanitra) ny ateisma. Tsy sahala amin' io hatrizay ny famaritana ny ateisma fa nivoatra.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search