Bokin' i Jeremia

Ny mpaminany Jeremia mampanao sora-tononina, nataon'i Gustave Doré.

Ny Bokin' i Jeremia dia boky ao amin’ ny Tanakh (Baiboly hebreo) sy ao amin’ ny Testamenta Taloha ao amin’ ny Baiboly kristiana izay mitantara ny fotoana mahatsiravina taloha kelin' ny hadravan' ny Babilôniana ny Fanjakan' i Jodà sy ny nahatanterahan' izany noho ny tsy fanajan' ireo mpanjakan' i Jodà an' Andriamanitra. Betsaka ny Jiosy natao sesitany nefa nisy ihany koa ireo nijanona tao Palestina teo ambany fanaraha-mason' ny solonten' i Babilôna.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search