Bokin' ny Mpitoriteny

Ny ohabolan' i Sôlômôna,  sary nataon' i Gustave Doré, 1866

Ny Bokin' ny Mpitoriteny na Bokin' ny Kôhelety na Bokin' ny Eklesiasta dia boky hita ao amin' ny Baiboly ao amin' ny Testamenta Taloha izay miresaka momba ny mahazava-poana ny fiainan' ny olombelona mbamin' ny asa izay ataony raha tsy miaraka amin' ny fatahorana an' Andriamanitra.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search