Bokin' ny Salamo

Ny mpaminany Davida, sary nataon' i Nikolaos Doxaras (1705-1775)

Ny Bokin' ny Salamo, na Salamo, dia boky ao amin' ny Baiboly, ao amin' ny Testamenta Taloha izay misy amboaran-kira sy tononkalo fiderana an' Andriamanitra miisa 150. Voasokajy ho bokim-pahendrena izy ao amin' ny Baiboly kristiana. Voasokajy ho isan' ireo atao amin' ny teny hebreo hoe Ketuvim ("Soratra") izy ao amin' ny Tanakh.

Ny horonambokin' ny Salamo

© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search