Boky faharoan' i Samoela

Tsy mety ampiononina i Davida noho ny nahafatesan'i Absaloma, Baiboly misy sary nataon'i Gustave Doré, 1866.

Ny Boky faharoan' i Samoela dia boky hita ao amin’ny Testamenta Taloha ao amin’ny Baiboly sy ao amin’ny Tanakh, boky masin’ny Jiosy. Mitantara ny momba an’i Davida, mpanjaka israelita izay isan’ireo malaza indrindra, ny boky. Resahin'io boky io koa na ny heriny sy ny fahendreny, na ny fahalemeny sy ny fahotany ary ny vokatr’izany rehetra izany.

Ambarany fa na dia tsy fanaperana aza ny toetr’i Davida dia tsy niala amin’Andriamanitra sady tsy nidera afa-tsy i Iahveh.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search