Kristianina

Ny Kristiana na Kristianina dia olona manaraka ny fampianarana sy ny fomba araka ny voalazan' ny Baiboly indrindra fa ireo Filazantsara na Evanjely, izay milazalaza momba ny fiainanan' i Jesoa Kristy sy ny fanarahana azy. Ho an' ny Fiangonana kristiana maro dia anisan' ny maha Kristiana ny finoana an' i Jesoa Kristy ho Andriamanitra. Ny mpamari-toetra hoe kristiana na kristianina dia ilazana ny zavatra momba ny fivavahana kristiana, toy ny fiangonana sy ny teôlôjia sy ny finoana sns.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search