Tanakh

Ny Tanakh, Tanak na Thanak izay atao hoe koa Baiboly hebreo dia fitambaran' ny boky mitovy amin' izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha araka ny lisitry ny boky ao amin' ny Baiboly prôtestanta, ka ampiasaina ao amin' ny fivavahana jiosy (jodaisma). Mizara telo lehibe ny Tanakh, dia ny Torah ("lalàna") sy ny Nevi'im ("Mpaminany") ary ny Ketûvim ("Soratra").

Ny Tanakh

© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search