Voanteny

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny voanteny, izay antsoina hoe teny ihany koa, amin' ny heviny mahazatra, dia feo na tarehin-tsoratra mitandahatra izay manome heviny sy manana ny dikany. Ny fanavahana ny voanteny roa samy hafa dia sarahin' ny mpanelanelana, izay matetika heba na malalaka hita amin' ny fanoratana, na fiatoana kely heno amin' ny fitenenana. Amin' ny haifiteny, ny voanteny na teny dia singa kely indrindra azo tononina mitokana sady manana hevitra.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search