Gerrardanthus

Gerrardanthus macrorhiza

Ny Gerrardanthus dia vondron-karazan-javamaniry mamony, ao amin' ny fianakaviana Cucurbitaceae, avy any Afrika trôpikaly sy Afrika Atsimo, nofaritan' i William Henry Harvey (1811–1866) voalohany ary nomena anarana ho fanomezam-boninahitra an' i William Tyrer Gerrard (maty 1866 tany Mahavelona, ​​Madagasikara), mpanangona zavamaniry tany Natal (Afrika Atsimo) sy Madagasikara tamin' ny taompolo 1860.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search