Rafi-pitantanam-piangonana

Ny rafi-pitantanam-piangonana dia ny rafitra enti-miasa sy mitondra ary mifampifehy ao amin' ny fiangonana iray. Ny fisafidianana ny rafitra harahina eo amin' ny fiangonana iray dia miankina amin' ny fiheverany ny toeran' ny fiangonana araka ny ekleziôlôjiany. Ireto ny rafitra be mpahalala: ny rafitra episkôpaly na episkôpaliana, ny rafitra presbiteriana sinôdaly, ny rafitra kôngregasiônaly ary ny rafitra kôneksiônaly.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search