Smirna

Siasam-paharavàn' ny toeram-pivoriana sy fikabariana (agôra) tany Smirna
Ireo tanàna misy ny fiangonana fiton' ny Apôkalipsy ao Asia Minora (na Anatôlia)

I Smirna dia tanàna tany Azia Minora tamin' ny Andro Taloha, izay niorina tamin' ny morontsiraky ny Ranomasina Egea. Atao hoe Σμύρνη / Smýrnē na Σμύρνα / Smýrna izy amin' ny teny grika. Ao amin' ny toerana misy ny tanànan' i Izmir (any Torkia) ankehitriny no nisy azy. Tanàna mora arovana amin' ny fanafihana izy noho izy niorina ambony harambato sarotra anihina, an-tsaikanosy.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search