Abidy

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka soratra ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny abidy na abidia dia ny fitambaran' ny tarehin-tsoratra anoratana ny fiteny tsirairay avy. Atao hoe litera ny tsirairay amin' ny eva mitambatra ka mamorona ny abidy. Ara-teôria, tokony maneho feo iray ny litera iray. Ary tokony asiana mari-tsoratra ny litera sasany mba hananana tarehintsoratra maro raha tsy ampy ny litera ao amin' ilay abidy ampiasaina.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search