Ny angatra dia fanahin' ny olona na biby maty, izay misehoseho manodidina ny tontolon' ny velona. "Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo" ny angatra (Rakibolana malagasy)[1].
© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search