Azia Atsinanana

I Azia Atsinanana dia faritra atsinanana ao amin'ny kôntinentan'i Azia. Ireto avy ireo firenena hita ao Azia Atsinanana: Sina, Kôrea Avaratra, Kôrea Atsimo, Japàna ary i Taioàna. Manampy azy ireo i Môngôlia (izay indraindray tao isan'i Azia Afovoany) sy i Vietnamy sy i Singaporo (noho ny antony ara-kolontsaina, atambatra matetika amin'i Azia Atsimo-Atsinanana), ny faritra rosiana Farany Atsinanana koa dia azo ampidirina ao. Matetika dia akambana amin'ny faritra Farany Atsinanana izy.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search