Fanagasiana

Sekoly any ambanivohitr' i Madagasikara, EPP Ambodiriana

Ny fanagasiana dia fanomezana endrika na vontoatiny malagasy malagasy ny zavatra iray: teny, anarana, fampianarana, kolontsaina, na toekarena. Ny fanagasiana koa dia pôlitika nentin' ny governemanta malagasy taorian' ny rotaky ny mpianatra tamin' ny 1972, ary taty aoriana nandritry ny fanomezan-dalan' ny filoham-pirenena Marc Ravalomanana faharoa tamin' ny taona 2007. Ny fanagasiana indrindraindrindra dia mikasika ny fampianarana satria araka ny dinika nataon' ny Firenena Mikambana, dia moramora kokoa ho an' ny ankizy ny mianatra amin' ny tenin-dreniny.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search