Fivahiniana masina

Mpino silamo mpanao fivahiniana masina mandeha manodidina ny Kaaba any Maka.

Ny fivahiniana masina dia fandehanana lavitra izay tanterahin' ny mpino mankany amin' ny toerana na tanàna masina, matetika mankany amin' ny toerana tsy fantatra na any ivelan' ny firenena misy azy, ho mariky ny fitiavam-bavaka; mety hitarika ho amin' ny fiovan' ny tena manokana izany. Manao fivahiniana masina ny mpino ao amin' ny fivavahana abrahamika (indrindra ny jodaisma sy ny kristianisma ary ny silamo) sy ny fivavahana hafa toy ny ao amin' ny hindoisma


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search