Iazidisma

Mpino iazidy tamin' ny taonjato faha-19.

Ny iazidisma na iezidisma, izay atao hoe fivavahan' ny anjely fito, dia fivavahana amin' andriamanitra tokana an' ny fianakaviambe ara-pivavahana iezidy, izay lazain' ireo mpino ao aminy ho nipoitra avy ao Iràna taloha. Heverina ho isan' ny fivavahana abrahamika ny iazidisma.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search