Jiosy

Ny Jiosy na Jody dia ny Zanak' i Israely niaina taorian' ny fahababoana tany Babilôna, na ny olona manaraka ny jodaisma. I Israely no taniny fiavian' ny Jiosy sy ny jodaisma. Araka ny Baiboly dia nomen' i Iahveh Andriamanitra azy ireo io tany io. Taty aoriana anefa dia niparitaka eran-tany ny Jiosy nefa tafaverina tao Israely indray ny sasany aminy ka nanorina ny Fanjakan' i Israely ankehitriny. Miisa any amin' ny 14 000 000 ny Jiosy amin' izao fotoana izao.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search