Siansa

Ny siansa (avy amin'ny teny latina: scientia, midika fahaizana), raha aitatra ny dikany, dia izay nianarana ary fantatra tamin'ny alàlan'ny fampianarana, izay lazaina fa tena marina.

Ny tanjon'ny fikambanana siantifika, dia mamoaka "fahalalana siantifika" avy amin'ny fomba famakafakana azo ankatoavina ary azo averina.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search