Zavaboary

Hopetoun Falls, any Aostralia

Ny zavaboary dia tontolo tsy nokasihan' ny olombelona. Ny teny mifanohitra amin' ny hoe zavaboary dia tontolo namboarina, izany hoe tontolo namboarin' ny olombelona toy ny saha, ny trano na ny tanàna.

Ho an' ny olona vitsivitsy, misy hasarotana eo amin' ny teny "ara-javaboary", satria ny zavaboary dia matetika voakasiky ny hetsikan' ny olombelona, na avy hatrany na tsia.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search